| Entrée | fitsimbinana (tsimbina) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|