| Entrée | fitsimbadihana (tsimbadika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao [1.1] | ||
| Entrée | fitsimbadihana | |
| Partie du discours | nom | |
| Transposition [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|