| Entrée | fitsikarohana (tsikaroka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy [1.1] | ||
| Mis à jour le 2009/02/23 |
|