| Entrée | fitsiatsia (tsiatsia) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fomba fakana rivotra na fialana voly amin' ny hatsiatsiaka Fihatsaratsaran' ny marary, fanaretana: Amin' izao fitsiatsian' ny marary izao, dia azo atao tsara ny mamangy matetika [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|