Entrée | fitsarapahana (tsarapaka) | |
Partie du discours | nom | |
Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |