Entrée | fitsapahana (tsapaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |