Entrée | fitsabaka (tsabaka) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [1.1] | |
Mis à jour le 2023/10/20 |
![]() |