Entrée | fitrotrongy (trotrongy) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomban' ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |