Entrée | fitrosinana (trosina) | |
Partie du discours | nom | |
Fihotsahana, firodanana: Ny fitrosinan' ilay tamboho no nahatapaka ny lalana mankany aminay Fianjerana miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany: Vaky ra ny handrin' i dadabe noho ny fitrosinany tamin' ny tany Fiambezoana mafy: Tsy anerany ioatra ny fitrosinan' itỳ zaza itỳ amin-dreniny Fikohafana izaitsizy: Tsy mahita tory mihitsy aho amin' ny fitrosinan' io marary io rahalina [1.1] | ||
L'action de dégringoler, de demander [1.3] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |