Entrée | fitrangana (tranga) | |
Partie du discours | nom | |
Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |