Entrée | fitrandrahana (trandraka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka [1.1] | |
Explications en français | Exploitation [1.13] | |
Exemples | fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO
[5.mg.http://www.youtube.com/watch?v=D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |