Entrée | fitosiana (tosy) | |
Partie du discours | nom | |
Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |