|
|
|
|

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
 Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [1.1]

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
 Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [1.1]

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
 Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [1.1]

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
 Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [1.1]
 An accusation [1.7]
 Celui qu'on peut accuser auprès des juges [1.3]
 Accusation [1.8]

Mis à jour le 2009/10/28