|
|
|
|

Entrée fitononana (tonona)
Partie du discours nom
 Filazana ny anaran' ny tena, filazana ny tena: Tsy ny fitononana ho izao sy izao akory no maha-izany anao [1.1]
 Action de dire soi-même son propre nom [1.5]

Mis à jour le 2023/01/20