Entrée | fitondrana (tondra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana [1.1] | |
Explications en anglais | The act of carrying; government, leadership [1.7] | |
Explications en français | Action de porter; action de conduire; gouvernement [1.8] | |
Mis à jour le 2023/06/05 |
![]() |