Entrée | fitokonana (tokona) | |
Partie du discours | nom | |
Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany [1.1] | ||
Obstinacy [1.7] | ||
L'obstination, le motif, le lieu [1.3] | ||
Entêtement [1.8] | ||
Entrée | fitokonana (tokona) | |
Partie du discours | nom | |
Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra [1.1] | ||
A strike by laborers [1.7] | ||
Grève des ouvriers [1.8] | ||
Mis à jour le 2013/10/22 |
![]() |