| Entrée | fitoerana (toetra) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty [1.1] | ||
| A place, a location [1.7] | ||
| Endroit, place [1.8] | ||
| Emplacement, position, siège [1.13] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|