Entrée | fitiliana (tily) | |
Partie du discours | nom | |
Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo [1.1] | ||
Visée [1.13] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |