| Entrée | fitetehana (tetika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny [1.1] | ||
| Débitage [1.13] | ||
| Exemples | Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina;
[2.270] | |
| Mis à jour le 2023/09/10 |
|