Entrée | fitehafana (tehaka) | |
Partie du discours | nom | |
Fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany! Famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |