Entrée | fitarihana (tarika) | |
Partie du discours | nom | |
Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin' ny sandriko Fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Fitarihan' ny soavaly ny kalesy Fitondrana: Eto no manomboka ny fitarihana ny rano ho ao an-tanàna Fanoroana lalana: Fitarihana olona any anaty ala Fitaomana: Ikezaho ny fitarihana ny namana ho amin' ny tsara Fanaingana, fanentanana: Anao ny fitarihana ny fivavahana anio Fibaikoana: Nomena ny Kolonely ny fitarihana ny tafika [1.1] | ||
Entraînement. 1.13] | [||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |