Entrée | fitaratra (taratra) | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina [1.1] | |||||||
Glass, a looking-glass, a mirror. [1.2] | |||||||
Manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière [1.3] | |||||||
Vitre [1.13] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Article | Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly | ||||||
Mis à jour le 2023/06/18 |
![]() |