Entrée | fitarainana (taraina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fimenomenonana:
Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan'ny mpianatra noho ny habetsahan'ny lesona sy ny enti-mody.
Alahelo: Henonao izao ny fitarainan'ny rahalahinao. Fitolokoana amana fitoreovana: Mahatorotoro fo ny mandre ny fitarainan'io mahantra io. Fitoriana: Nandefa fitarainana tany amin'ny fanjakana aho noho ny fanalam-baraka nafitsony ahy. [1.1] | |
Explications en anglais | [Rel. s. from mitaraina (taraina).] A complaint. [1.2] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |