|
|
|
|

Entrée fitapitapy (tapitapy)
Partie du discours nom
 Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana fa tsirairay na manao andiany ka misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05