Entrée | fitanilana (tanila) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fijoroana na fipetrahana tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray: Manatrika no mahatsara ny sarin'ny sasany; ny fitantana kosa ho an'ny sasany. [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |