| Entrée | fitanika (tanika) | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo:
Faran'izay tsotra ny fitanika menaka.
Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona. [1.1] | |||||
| Morphologie |
| ||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|