| Entrée | fitanehana (tanika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano Fampiempoana: Fitanehana menaka Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [1.1] | ||
| Exemples | Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy.
[2.117] | |
| Article | Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly | |
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|