|
|
|
|

Entrée fitampesonana (tampesona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05