Entrée | fitakokoana (takoko) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fipetrahana tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Izany fitakokoan' ny ankizy eo amorom-patana rehefa mamindro! Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin' ny famangiana manjo fahiny, tsy nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan' ny fianakaviana, na ny fitserana amana tomany manerana ny trano [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |