Entrée |
fitaizana
(taiza)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona:
Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no
maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza. [1.1]
|
| Asa fanabeazana [1.13]
|
Explications en anglais | The act of nursing or caring for [1.7]
|
Explications en français | Action de nourrir, de soigner [1.8]
|
| éducation [1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy?
[2.356]
|
2 | na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy.
[2.470]
|
|
|