| Entrée |
fitaiza
(taiza)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona:
Tsara fitaiza ny zaza apetraka amin'io zazavavy io.
Teny enti-milaza izay rehetra tehirizina hatao fiandry an-tratra:
Fanafody atao fitaiza mihitsy ny anay ny fanazava.
[1.1]
|
| | [Mod. s. from mitaiza (taiza).] An extra supply of anything put aside for use in case of need; a gun carried by the guards of the sovereign; materials kept ready in weaving to lengthen a thread broken in the warp; a mode of nursing. See antratra. [1.2]
|
| | Anything kept in reserve [1.7]
|
| | Ce qui est tenu en réserve [1.8]
|
|