Entrée | fisosososoana (sosososo) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandrosoana sahisahy tsy am-pihambahambana, tsy miahotrahotra na misalasala:
Tsy voatanan-dreniny Ikoto ka lasa tery anoloan'ny olona tery; tsy nisy tezitra na sasatra anefa nahita ny fisosososoany tery akaikin'ny mpandraharaha fa gaga sy homeny fotsiny.
Fijolonjoloana tsy mahalala menatra: Lasa fanoherana ny fisosososoan'ny vinanto ao an-trano nefa ny rafozany eo am-pifosana azy indrindra. [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |