| Entrée | fisongadinana (songadina) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fiavahana tsara, fivongadinana:
Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity.
Fiboridanana: Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|