| Entrée | fisondrotana (sondrotra) | ||||||
| Partie du discours | nom | ||||||
| Fiakarana ambony, fisavoanana: i>Jereo ny fisondrotr'iry aeroplanina. Fitomboana: Haingana dia haingana izany fisondrotry ny rano izany! / Ny irinay dia ny fisondrotan-karama. Fitomboana vidy: Tsy anerany ny fisondrotry ny vidimpiainana ankehitriny. Fiakarana voninahitra: Mazàna ny fisondrotana voninahitra mahatonga hiavonavona. [1.1] | |||||||
| A promotion, a rise in dignity [1.7] | |||||||
| Promotion; augmentation [1.8] | |||||||
| épiaison des céréales [1.196] | |||||||
| Exemples |
| ||||||
| Synonymes | fisondrotra | ||||||
| Mis à jour le 2024/05/28 |
|