Entrée | fisolafahana (solafaka) | |
Partie du discours | nom | |
Fibolisarana:
Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. [1.1] | ||
Mis à jour le 2009/02/23 |
![]() |