Entrée | fisokoana (soko) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fidirana tsimoramora:
Tsarovy fa lasa ohatra ny fisokon'ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany.
Fitsofohana mangingina tsy misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin'ny hopitaly. Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan'ny adalo an'ilay bokiko. Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan'ny fahavalo. [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |