Entrée | fisodika (sodika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana. [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |