| Entrée | fisodihana (sodika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana. [1.1] | ||
| Action de séparer les fibres, défibrage [1.196] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|