Entrée | fisingorana (singotra) | |
Partie du discours | nom | |
Fahavoazana amin'ny tadivavarana:
Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.
Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |