| Entrée | fisikinana (sikina) | |
| Partie du discours | nom | |
| [Tanosy] Fitafiana [1.78] | ||
| Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana:
Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ? [1.1] | ||
| Article | Randzavola: fisikinana ao amin' ny Baiboly | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|