Entrée | fisesehana (sesika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano
fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona. Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo. Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra. [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |