Entrée | fisavoana (savoana) | |
Partie du discours | nom | |
Fomba na toetran' ny zavatra misavoana na miakatra ambony eny amin' ny habakabaka, misondrotra, midangana. Matetika koa anefa ny hoe "fisavoana" no fampiasa amin' ny hevitra hoe "fisavoanana": a) fiakarana eny amin' ny habakabaka: Ny fisavoanan' ny baolina; b) fisondrotana, fidanganana: Tsy hay lazaina ny fisavoanan' ny vidin-javatra ankehitriny; d) fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy: Asa na izaho no tsy nahazo ny fisavoanan' ny heviny no dia efa tsy anerany! [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |