Entrée | fisaritahana (saritaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fikorontanana: Fisaritahana re izany teo an-tsena tamin' ilay rotaka farany iny! Fisafotofotoana: Ahoana no hahitana izay taratasinao izay amin' izao fisaritahan' ny bokinao izao! Fifaningotsingoran-tady na kofehy tsy hita lany: Jereo itỳ fisaritahan' ny kofehy: ho very andro foana eo ianao hitady ny laniny roa! [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |