Entrée | fisarangotana (sarangotra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |