| Entrée | fisaonana (saona) | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho [1.1] | |||||
| Mourning [1.7] | |||||
| Deuil [1.8] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Article | Randzavola: fisaonana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|