|
|
|
|

Entrée fisantarana (santatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana na fampiasana na fihinanana zavatra voalohany: Amin' ny alahady no fisantaran' Isambilo ilay akanjo kompile vao nozairina [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05