Entrée | fisandratra (sandratra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona [1.1] | |
Synonymes | fisandratana | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |