Entrée | fisandohana (sandoka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon' ny rahalahiny [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |