Entrée |
fisaina
(saina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo [1.1]
|
Explications en français | Manière de penser, de réfléchir [1.3]
|
Exemples |
1 | Fanagasiana ny fomba fisaina sy ny maha-olona.
[2.503]
|
2 | Ny tanàn-dehibe koa no tena mpanabe mivantana amin'ny fomba fiaina sy fomba fisaina vaovao.
[2.606]
|
3 | Tsy mba nahazo io anjara lova io kosa ny mpiasa mafy ady, tsy manana fiteny na fisaina momba izany izy.
[1.369]
|
|
|