| Entrée | firesahana (resaka) | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto [1.1] | |||||
| L’action de causer [1.3] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|